Mendrika hoderaina Ianao

Nampiditra: admin


  • Antsao ny Tompo p. "92

(Clovis Jaosoa)

Mendrika hoderaina Ianao, Maria Reninay,
Niteraka ny Tompo Ianao, dia i Jesoa ZaƱahary,
Mendrika hoderaina Ianao, Maria Reninay.

Ianao no toky Mpiaro, manome 'lay Kristy Tompo,
'Lay Mesia nandrasana.

Ianao no Reny mamy, 'lay mpitaiza ny Mpamonjy,
'Lay Mpanjakavavinay.


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0094 s.] - Hanohana anay