Mimpolia

(Nirina Ranoelison)

‘Nao boana, nao ley njarahy
‘Nao ampela, nao ley tovolahy
Jesoa anie mikaiky anareo
Mivezovezoky mbeto mberoa
Mafereñay i fa vangoin’ny asa loha.

Very añy e ! very añy e !
Zandriko zay very añy e !
Mimpolia, mimpolia anao leroa
Mimpolia fa miamby anao Jesoa.

Nao zama, miamby anao Rañandria
Jesoa anie mikaiky anao avia !
Mimpolia fa i tsy heloky anao
Ialao ñy fomba raty fatao
Izy ro hamela ny helokao.

Fety añy e ! fety añy e !
Fety añy e ! ro hitsenany anao
Mimpolia, mimpolia anao leroa
Mimpolia fa miamby anao Jesoa.

Nampiditra admin
Antsao ny Tompo p. 91
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1292