Mahay raha
(Sher)
zMahay raha ny Babantsika,
Mahay zaho mahay anao ô !
Izy Baba tsy nañary antsika,
Nandefa Jesoa hamonjy antsika.
E ! maharavoravo ô !
Raha izany mampatsaratsara.
Ia ia ia !
Ahasaraka amin’ny fitiavana.
Ia ia ia !
Hivadika amin’ny fitiavana.