Mamiko ny Tompo

Mamiko ny Tompo
Mamiko ny Tompo
Mamiko !
1.    Mialoha ahy amin'izay alehako. Mamiko !
2.    Nanafaka ahy tamin’ny otako. Mamiko !
3.    Nanolotra ahy sakafom-piainana. Mamiko !
4.    Nanavotra ahy tamin'ny gadrako. Mamiko !
5.    Nanamaivana ahy tamintny entako. Mamiko !
6.    Niantso ahy hanaraka azy. Mamiko !

 

Nampiditra admin
Antsao ny Tompo p. 87
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0088