Izaho no lalana
Izaho no lalana sy fahamarinana
ary Fiainana e e ià !
- Ka sambatra ny olo manaraka ahy,
Fa tsy mety ho very e, ... sambatra e.
- Ka tadiavo ny marina eto an-tany,
Dia ho sambatra ianao e... sambatra e.
- Eny sambatra ny tia fihavanana
Fa zanako izy e, ... sambatra e.
- Izay mahita ny fiainana,
D'ireo mino fa Andriamanitra aho e, sambatra e. !