Novonjenao izahay

E ia e e e ia (in-2), olo efa tokony ho very,
Mbôla tsy foinao ihany Tompo, ka novonjenao 'zahay.

  1. Ireo Ray aman-dreny taloha :
    Adama sy Eva tam-paradisa...
     
  2. Nitsipaka ny teny nomenao,
    Nanaiky nifitahan'ny Bibilava.
     
  3. Tsy nasaky nañatriky maso Anao,
    Nozoñin'ny biby namitaka Azy.
     
  4. Ho faraidin'ny biby mandia tany,
    Tsy hanan-kery intsony aty afara...
Nampiditra admin
Antsao ny Tompo p. 78
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0539