Ry Tomponay Mpanjakanay Faly izahay
Ry Tomponay Mpanjakanay,
Faly izahay fa ho any Aminao;
Hankaiza re raha tsisy Anao;
Any aminao no ianteheranay.
- Ampio izahay vahoakanao,
Hiaraka hitondra ny fombanao.
Ampianaro koa izahay, hifankatia sy hahay hiray.
- Inty ‘zahay ry Tompo ô; miara-mamaly ny antsonao
Vahoaka maro voafidinao, hifankatia eo akaikinao.