Mandrosoa
Mandrosoa (mandrosoa) ianao (ianao)
Ny Tompo anie namonjy anao tanaty hantsana,
Aizina mikitroka.
- Efa mazava ny lanitra, nanainga anao mba hivavaka.
Ny Tompo anie dia tia Anao, k'aza matahotra. - Lasa nitsoaka ireo fahavalo,
Izay mitady handrendrika;
Efa voavoatra ny lalanao, amin'ny hasambaranao. - Hobio ny Tompo be fahefana,
Zava-dehibe no nasehony.
Mandrakizay ny fitiavany, ka mba valio re...
Nampiditra admin
Antsao ny Tompo p.
75