Mifankatiava andre mianakavy
Nampiditra: admin
Sokajy:
Fiadanana,
Fihavanana,
Mifankatiava andre mianakavy
Karaha ny nitiavako anareo
F’izany Didy sy Famonjena
Hameloño, hampanary andre.
- Noho ny fanajanandre Jesoa Kristy
Mifankatiava andre mianakavy
Andre viavy ekeo ny vadinareo
Fa ny lahy no filohan’ny tokan-trano.
- Noho ny fitiavanandre Jesoa Kristy
Mifankatiava andre mianakavy
Andre lehilahy tiava ny vadinareo
Tian’i Kristy ny Fiangonany.
- Noho ny fanarahanandre Jesoa Kristy
Mifankatiava andre mianakavy
Andre zanaka mañajà Remandreny
Ataovy am-po ny ezakareo mba hifanompo.