Navotaña mba ho veloño

Minoa, minoa,
Finoañanao no hahavonjy anao e (in-2)
Miovà, miovà, miovà ho olom-bao e; (Gal 6, 15) .

  1. Navotaña mba ho veloño ianao
    ‘Zay mila famonjena (Mt 20, 28)
    Fa tonga hamonjy, hañatsara
    ‘Lay Zanak’Andriamanitra. (Mt 5, 17).
  2. Navotaña mba ho veloño ianao
    ‘Zay mahatsiaro teña (Asa 2, 12)
    Fa tonga hamonjy, hañatsara
    ‘Lay Zanak’Andriamanitra. (Mt 5, 17).
  3. Navotaña mba ho veloño ianao,
    ‘Zay mandeha mahitsy (Mt 7, 21)
    Fa tonga hamonjy, hañatsara
    ‘Lay Zanak’Andriamanitra. (Mt 5, 17).
  4. Navotaña mba ho veloño ianao,
    ‘Zay tia ny namanao (Jo 13, 34)
    Fa tonga hamonjy, hañatsara
    ‘Lay Zanak’Andriamanitra. (Mt 5, 17).
Nampiditra admin
Antsao ny Tompo p. 50
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0232