Aza asiana fizahàna sôran'oloño
Aza asiana fizahàna sôran'oloño ô ô ô ià !
Ny finoaña an'i Jesoa Kristy e, be voninahitra.
(Jak.2, 1).
Mpitarika : Vahoaka.
- Tonga ‘zaho, tsy ho an’ny olo-marina, e e e ià !
Fa ho an’ny mpanota e ! e e e ià !
- Namianareo haniñy ny madiniky e ! e e e ià !
Zaho nañanaovanareo azy e ! e e e ià !
- Namianareo rano ny madiniky e ! e e e ià !
Zaho nañanaovanareo azy e ! e e e ià !
- Noraisinareo ny tsy manan-trano, e e e ià !
Zaho nañanaovanareo azy e ! e e e ià !
- Nivangianareo ny marary e ! e e e ià !
Zaho nañanaovanareo azy e ! e e e ià !
- Nitsidihanareo ‘zay nigadra ! e e e ià !
Zaho nañanaovanareo azy e ! e e e ià !
Ia e e e e e e ià !
- Lazaiko marina aminareo,
Añareo koa mañàna raha jiaby rô,
Amin-drô madiniky nahy irô,
‘Zaho nañanaovanareo azy e. (Mt 25, 37- 41).