Omeko anareo ny fiadanako, fiadanako ilay mandrakizay
Omeko anareo ny fiadanako
Fiadanako ilay mandrakizay
Omeko anareo maimaim-poana
Eny ho'aho, raha mifankatia ianareo
Raha mifankatia,
Dia ho mpianatro ianareo (2)
Oh, mifankatiava
F'izay no didiko
Eny e! (2) mifankatiava re
Eny e! (2) f'izay no didiko
Eny e! (2) mifankatiava re
Eny e! (2) f'izay no didiko