Indreto izahay ry Ray, avy manolo-tena
Indreto 'zahay ry Ray ô ! avy manolo-tena
Hafalian'ny tsy manana e !
Mahatonga 'zahay navy eto
Vahoaka: 'Zahay navy e
Mpitarika:
navy 'zahay e ! (bis)
mitondra vokatry ny tany e !
mitondra divaigny e !
mba ovay ho vatan'i Jeso ô !
navy izahay e ! (bis)
Indreto 'zahay ô ry Ray ô ! avy manolo-tena
Manimanigny anao ô !
Mahatonga 'zahay navy eto
Vahoaka: 'Zahay navy e
Mpitarika:
Navy zahay e ! (bis)
Mitondra hasasaranay e !
mandray ahiahinay e !
mba ovay ho soron'i Jesoa ô !
navy izahay e ! (bis)