Aleloia, ny Tenin'ny Tompo aina ho antsika
Aleloia, Aleloia, Aleloia ! Aleloia, Aleloia !
1- Ny Tenin'ny Tompo aina ho antsika
Izay mino azy dia ho velona ô
Ny Tenin'izy Tompo tena fitiavana e
Izay mandray azy dia ho ravo ô.
2- Ny Tenin'izy Tompo manôme aina e
K'izay mino azy dia ho velona ô
Ny Tenin'izy Tompo dia hafaliana e
Zay mitandrina azy dia ho sambatra e !
Nampiditra hery
Karine Dera p.
525