Zaho mino Zanahary Tompo iray

I e e e ia zaho mino Zanahary Tompo iray
1- Zaho mino Zanahary mahefa
    Olona telo ndrefaka araiky
    Boedin'ny tany tsy mety resy
    Mpanjakan'ny lanitra masi-mandidy, i e e e ia (bis)

2- Tonga teto ambonin'ny tany Nateraka
    Izy fa tsy natao Manana fomba mitovy amin'ny Ray
    Izy nahary ny zava-drehetra, i e e e ia (bis)

3-  Tonga taty ambonin'ny tany
    Namonjy ny olombelona namangy ny tany
    Maty tambonin'ny hazo fijaliana
    Nitsangana tamin'ny andrô fahatelo

4- Zaho mino Fanahy Masina araiky
    Zaho mino batemy tokana arô
    Inoako satria manala fahotana
    Manala ny ratsy manisy ny soa, i e e e ia (bis)

5- Zaho koa mino fitsanganan'ny maty
    Mino satria mbola ho avy ny Tompo
    Hitsara olo jiaby eto ambonin'ny tany
    Zaho koa mino ny fiainan-ko avy, i e e e ia (bis)

Nampiditra hery
Karine Dera p. 510
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0693