Aleloia Masigny tenin-Janahary

Fiv:  Aleloia eeeia
Masigny tenin-Janahary e eia
Raisinay an-kafaliana e e ia,

1-        Tenin-Jagnahary masigny an-tany e e ia
Tenin-Janahary loharanon'aina e e ia
Mampiombona antsika izay mino azy e e ia
Tenin-Janahary magnova fiainana
Mampitombo ny hafaliagna e ia

2-        Tenin-Jagnahary tsy lany tsiro e ia
Lova tsara ho an'izay mijaly e ia
Sakafom-pagnahy ankatoavinay e ia
Loharanon'aigny tsy mety ritra
Hagnovozanay herim-pitiavana e ia

3-        Tenin-Janahary mampiray antsika e ia
Magniraka atsika hifankatia e ia
Mampifaly ny malaheio ô ia
Fiarovan-tena amin'ny ady mafy
Mandresy lahatra ireo tsy tia e ia

4- Teny masignyn-Jagnahary e ia
Naloakan'ny vavan'ny mpaminany. e ia
Magnambara amintsika ny famonjena e ia
Teny mitondra amin'ny lala-marigny
Sady mitory ny fahamarignana e ia ...

Nampiditra hery
Antsao ny Tompo p. 268
Karine Dera p. 492
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1451