Ato amiko ny (fanahy) fanahin'ny Tompo nagnôsotro zaho

Nampiditra: hery
Sokajy: Fanirahana,


  • Karine Dera p. "488

Nagnôsotro Ato amiko ny fanahin'ny Tompo ô
Nagnôsotro zaho 'lay Zagnahary e
Hitory vaovao mahafaly
Hagnambara ny tenin'ny Tompo
Amin-drô malahelo ô - Amin-drô masikiny e
Amin-drô tôrotôro fô ô - Amin-drô mbola andevo ô
Amin-drô zay voagadra

1 - Ho avy ny taom-pahasoavana,
    Andro famaliana, fa laveh Zagnahary e
    Hagnadoso ny fahoriagna
    Hagnova ny fisaonana, hanjary hafaliana

2- Diloilom-pifaliana, akanjo firavoravoana
    No entin'ny Zagnahary e, Hagnova ny harerahana
    Hanjary hafaliana , handonaka ny tany e

3- Hanangana ny efa robaka,
    Hagnamboatra ny tanàna e
    Hivadika ny rasa anarô tsy horerak'asa
    Olo hafa no hiasa tany e, irô vahiny ho tsimagnaja


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0066 s.] - Hanohana anay