Indro ny fanatitray, ry Tompo

1-  Indro ny fanatitray ry Tompo
        Vokatry ny asanay rehetra a
        Atolotray
        Anao am-panajana
        Raiso ka hamasino e e
        Fa atolotray ankafaliana

Fiv:    A ! a Atolotray any aminao
                A! a! ka raiso re
                        Ny mofo
                        Ny divay
                        Ny tenanay
                        ny asanay A! a!

2-  Indro ny fijalianay ry Tompo
        Vokatry ny asaloha jiaby
        Atolotray Anao am-pitiavana
        Raiso ka soloy hafaliana e ! e !
        Fa tianay Ianao

Nampiditra hery
Sokajy Fanolorana
Antsao ny Tompo p. 304
Karine Dera p. 475
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0153