Masigny ana Zagnahary

Masigny ana Zagnahary, ana Tompon'ny voaary
Tompon'ny tany sy ny lanitry e ia
Ia e e e ia,
Tompo ô, ana Tompon'ny hery e
Ia e e e ia, masigny e ia

1 - Feno ny voninahitrao ô ia
Ny tany sy ny lagnitry e ia
Hozana agny amin'ny avo indrindra e ia
Hozana Hozana amin'ny avo indrindra e ia
Ia e e ia

2- Hosoavina anie ilay avy e ia
'Lay avy amin'ny agnaran'ny Tompo ô ia
Hozana agny amin'ny avo indrindra
Hozana Hozana amin'ny avo indrindra e ia
Ia e e e ia

Nampiditra hery
Sokajy Masina
Karine Dera p. 469
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.0121