E! Voninahitra e ia

E! Voninahitra e ia e
Voninahitra ho an'Andriamanitra e!
Fiadanana ho an'ny olona
Voninahitra a a
Voninahitra ho an'Andriamanitra
Fiadanana ho an'ny olona
Ety ambonin'ny tany e
Ho an'ny olona tsara sitra-po
Voninahitra anie ho anao (in-4)

1 - Midera anao zahay e ia
Mankalaza Anao zahay e ia
Mitsaoka Anao zahay e ia
Mihoby ny hasinao zahay e ia
Misaotra Anao zahay e ia
O noho ny haben'ny voninahitrao ô

2- Ry Tompo Andriamanitray e ia
Mpanjakan'ny lanitra e ia
Ianao mahefa ny raha jiaby e ia
Ry Jesoa Kristy e ia
Zanaka lahitokana e ia
Ry Tompo Andriamanitray ô

3-    Ry Zanak'Ondrin'Andriamanitra e ia
Ianao no Tomponay e ia
Zanaky ny Ray e
Ry Jesoa Kristy e ia
Talagnôlon-Jagnahary e ia
Ry Tompo Andriamanitray ô

4-    Manala ny fahotan'izao tontolo izao ô ia
Ka mamindrà fo aminay e ia
Manala ny fahotan'izao tontolo ô
Ka raiso ny fifonanay e ia
Mipetraka an-kavanan-dRay e ia
Ka mamindrà fo aminay.

5-    Ianao irery no masina e ia
Ianao irery no avo indrindra e ia
Ry Jeso Kristy Tomponay e ia

Miaraka amin'ny Fanahy Masina e ia
Ao amin'ny voninahitra e ia
Andriamanitra Ray e !

Nampiditra hery
Sokajy Voninahitra
Karine Dera p. 459
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0088