Salagnitra, Aleloia

Salagnitra e ! Ivolagna Zagnahary e !
Tandrignesa Aleloia ia e !
Aleloia o o o ia !

1-Volagna Zagnahary e ! ia
Izao ny teny ambarako anareo
Ny fiadanako no avelako ho anareo
Ny fiadanako no omeko anareo
Aparitaho ny tenin-dRanahary
Toriho fahafahana ireo migadra

Omeo hery ny torotoro fo
Manaova soa amin'ny malahelo
Izany no fitiavan-dRanahary (2 fois)

Torio amin'ny vahoaka eran-tany ny Teniko
Ataovy batemy amin'ny
Anarako izay mino

Torinay e Ankatoavinay e
Torinay amin'ny fiainanay Aleloia

2- Volagna Zagnahary e ! ia
Izao re ny Tenin-Jagnahary e
Hampahirato ireo jamba
Alamino ireo izay ady an-trano

Ampibebaho ireo izay mpanavakavaka
Asandrato ireo madinika
Hofongorana ny fiavonavonana
Vonjeo ny tra-pahoriana
Izany no fitiavan-dRagnahary (2 fois)

Nampiditra hery
Sokajy Aleloia - Paka
Antsao ny Tompo p. 258
Karine Dera p. 448
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.009