Aleloia ! Masigny tenin-Janahary
Nampiditra: Rakparfait
Sokajy:
Tenin'Andriamanitra,
Aleloia,
- Fihirana Hasina p. "809
- Antsao ny Tompo p. "268
Aleloia ee ia ! Masigny tenin-Janahary ie, ia
Raisinay an-kafaliana ee ia
O ia ee ia, Raisinay an-kafaliana ee, ia.
Masigny tenin-Janahary ie, ia.
Raisinay an-kafaliana ee, ia
- Tenin-Janahary masigny an-tany e ia.
Ankatoavinay e ia
Loharanon’ainy tsy mety ritra.
Hanovozana herim-pitiavana
Masigny tenin-Janahary ie, ia.
Raisinay an-kafaliana ee, ia.
- Tenin-Janahary tsy lany tsiro ô ia
Sakafom-pahay ankatoavinay e ia
Loharanon’ainy tsy mety ritra
Hanovozona herim-pitiavana
Masigny tenin-Janahary ie, ia.
Raisinay an-kafaliana ee, ia.
- Tenin-Janahary mampiray antsika e ia.
Maniraka hifankatia e ia
Mampifaly ny malahelo ô ia.
Fiarovan-tena amin’ny ady
Mandresy lahatra ireo tsy tia e ia.
Masigny tenin-Janahary ie, ia.
Raisinay an-kafaliana ee, ia.