Fantaro izay sitrak'Andriamanitra

Fiv. : Fantaro izay sitrak'Andriamanitra e, e, e!
    Tanteraho amin'ny fiainanao, ô ! ô! ia!

Mpiventy : Ameza hasina e,
Amia voninahitr'Izy e ia !

Vahoaka : Ameza hasina e,
Amia voninahitr'Izy e ia !

1. Izaho mpanompo tsy mendnka...
Ameza hasiny Nisafidy hitarika ny ôlo jiaby e
Hikatsaka mafy ny làla-marina e ia !
Hirohotra mankany aminao ô ia !
Ameza hasiny, amia voninahitr'Izy e ia ! (in-2)

2. Izaho mpanompo tsy mendrika...
Ameza hasiny Tapa-kevitra hanao izay sitrakao
Hanara-dia an'i Jesoa Tompo ô ia !
Ho vavolombelon'ny fahamarinana e ia !
Ameza hasiny, amia voninahitr'Izy e ia (in-2)

Nampiditra hery
Antsao ny Tompo p. 82
Karine Dera p. 428
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0095