Izay tarihin'ny Fanahin'Andriamanitra
Ee e e izay tarihin'ny
Fanahin'Andriamanitra a
Zanak'andriamanitra
E e e e zanany isika a ! a !
Marina e e e zanany isika e ia zanany isika
1 -lo no Fanahin'Andriamanitra e (bis) zanany isika
Io no Teny sy Fahendrena
Ary finoana sy fahalalana e ia
2- lo no Fanahin'Andriamanitra e (bis)
Nitondra antsika hatao batemy
Vatana araiky antsika jiaby e ia
3- lo no Fanahin'Andriamanitra (bis)
Na olona afaka na andevo
Fanahy iray ikambanantsika
4- lo no Fanahin'Andriamanitra (bis)
Mitondra antsika hifankatia
Ao amin'ny fiainana manontolo.
Nampiditra hery
Karine Dera p.
418