Ndeha hiaraka hampanjaka
Fiv: Ndeha hiaraka hampanjaka
Ny fiadanana eto an-tany e e
- Fifankatiavana
- Tsy hisaratsaraka
- Ho vahoaka tokana
- Ao amin'Andriamanitra e e !
Fianakavian'Andriamanitra isika e
Samy tiany tsy misy avakavaka
Ny olo jiaby e e
Izy nandefa an'i Jesoa Zanany e e
Hampihavana antsika e e ia
Mihavana isika mifankatiava
F'izany no hafatra
Napetrak'i Jesoa Tompontsika.