Oà Dady, Dadilahy e

Oà Dady, Dadilahy e ! e !
Mangaho jôro aminare ‘zaho ô ! Joroà zaho ô !

Añy are Razaña jiaby e ! e ! e!
Mangaho jôro aminare ‘zaho ô ! Joroà ‘zaho ô !
Oà Dady, Dadilahy e ! e !
Mangaho jôro aminare ‘zaho ô ! Joroà zaho ô !
Na ny am-pôkon-dRay, Na ny am-pôkon-dReny e ! e !
Mangaho jôro aminare ‘zaho ô ! Joroà ‘zaho ô !
Oà Dady, Dadilahy e ! e !
Mangaho jôro aminare ‘zaho ô ! Joroà zaho ô !

Ô ! joroanareo ‘zaho (joroà ‘zaho ôia !)
Handaiha ‘zaho tô lahy e ! (joroà ‘zaho ôia !)
Handaiha hiala tanàna rô (joroà ‘zaho ôia !)
Kay tsy karama, tsy vaki-tany ‘zany e ! (joroà ‘zaho ô !)
Fa hanompo Zañahary ‘zaho ô ! (joroà ‘zaho ô !)
Sy hanompo ny ôlombeloño ô ! (joroà ‘zaho ô !)
Mba hanana faharaitana a ! (joroà ‘zaho ôia !)
Tsy òsaòsa amin-draha atà ‘zaho ô ! (joroà ‘zaho ôia !)
Hangatsiatsiaka, hanaranara (joroà ‘zaho ôia !)
Oà Dady e, Dadilahy e ! (joroà ‘zaho ôia !)
Ô joroà, joroà ‘zaho (joroà ‘zaho ôia !)
Ô joroà, joroà ‘zaho (joroà ‘zaho ôia !)

(interlude)

Oà Iada, oà Niny e ! e !
Mangaho jôro aminare ‘zaho ô ! Joroà ‘zaho ô !
Oà Iada, oà Niny e ! e !
Mangaho jôro aminare ‘zaho ô ! Joroà ‘zaho ô !
Oà Iada, oà Niny e ! e !
Mangaho jôro aminare ‘zaho ô ! Joroà ‘zaho ô !
Oà Iada, oà Niny e ! e !
Mangaho jôro aminare ‘zaho ô ! Joroà ‘zaho ô !
Eo koa are Havana jiaby à à !
Mangaho jôro aminare ‘zaho ô ! Joroà ‘zaho ô !
Oà Iada, oà Niny e ! e !
Mangaho jôro aminare ‘zaho ô ! Joroà ‘zaho ô !
Na ny am-pôkon-dRay, Na ny am-pôkon-dReny e ! e !
Mangaho jôro aminare ‘zaho ô ! Joroà ‘zaho ô !
Oà Iada, oà Niny e ! e !
Mangaho jôro aminare ‘zaho ô ! Joroà ‘zaho ô !

Ô ! joroanareo ‘zaho ô ! (joroà ‘zaho ôia !)
Ho tian’ôlono, ho tia ôlono ô ! (joroà ‘zaho ôia !)
Hazava fô amin-draha atà ‘zaho ô ! (joroà ‘zaho ôia !)
Hanjary tavandrainy amin-draha atà ‘zaho ô ! (joroà ‘zaho ô !)
Ho dian’omby marin-tanana (joroà ‘zaho ô !)
Ka harahin-jandry maro ‘zaho ô ! (joroà ‘zaho ô !)
Ary tsy hibolila amin-draha atà ‘zaho ô ! (joroà ‘zaho ôia !)
Fa haharitry hatramy farany e ! (joroà ‘zaho ôia !)
Tsy harahin-tôhin-drazana (joroà ‘zaho ôia !)
Hitory vaovao mahafaly e ! (joroà ‘zaho ôia !)
Oà Baba e e (joroà ‘zaho ô !), Oà Niny e ! e ! (joroà ‘zaho ô !)
Ô joroà, joroànare ‘zaho ô ! (joroà ‘zaho ôia !)
Ô joroà, joroànare ‘zaho ô ! (joroà ‘zaho ôia !)
 
Nampiditra admin
Sokajy Fanolorana
Antsao ny Tompo p. 189
Karine Dera p. 460
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0093