Agny Zanahary (Litania)

Agny Zanahary Andriamanitray ô, avia atreho izahay
Masina Ianao ka iantrao izahay, mangata-tso-drano.
Tompo Jesoa ô, Kristy Zokinay ô, avia atreho izahay
Masina Ianao ka iantrao izahay, mangata-tso-drano.
Ianao Fanahy ô, Andriamanitray ô, avia atreho izahay
Masina Ianao ka iantrao izahay, mangata-tso-drano.

Ombao vavaka izahay e ! Ombao vavaka izahay e !
Masina Maria ô, Renin’Andriamanitra ô, ...
Ianareo Anjely rehetra, Arakanjely ô, ...
Masina Misely ô, ...
Masina Gabriely ô, ...
Masina Rafaely ô, ...

Md Piera ô, Md Paoly, ...
Md Joany ô, Md Matio, ...
Md Josefa ô, ...
Md André ô, ...
Md Jakôba ô, ...

Md Marka ô, Md Lioka, ...
Md Tômà ô, Md Filipo, ...
Md Laurent ô, ...
Md Simôna ô, ...
Md Tade ô, ...

Md Ignace ô, tany Antioche ô, ...
Mb Perpetue sy Félicité ô, ...
Mb Agnès ô, ...
Mb Thérèse d’Avila ô, ...
Md Benoît ô, ...

Mompera Jean Benzym, Olontsambatra ô, ...
Md Jacques Berthieu, ...
Md Athanase ô, ...
Md Jean Marie Vianney ô, ...
Md François d’Assise ô, ...

Rasoamanarivo ô, Olontsambatra ô, ...
Frère Raphaël Louis ô, Olontsambatra ô, ...
Md Eugène de Mazenod ô, ...
Md Vincent de Paul ô, ...
Md François Xavier ô, ...

Oie, Ombao vavaka izahay e ! Avia manatrika, avia manoloana.
Ianareo rehetra Olomasin’ny Tompo, ...
Ianareo mpianatra masin’ny Tompo, ...
Ianareo mpisorona sy Konfesôry, ...
Ianareo Pretra sy Levita masina, ...
Ianareo razana efa nialoha lalana, ...
Ianareo Martiry masina rehetra, ...

Afaho izahay Tomponay ô ! Afaho izahay Tomponay ô !
Afaho amin’ny ota mamatotra anay, ...
Amin’ny fankahalana sy haratsiana, ...
Amin’ny fahafatesana mandrakizay e, ...
Noho ny Zanakao tonga Nofo, ...
Noho Izy maty sy nitsangan-ko velona, ...
Noho Izy niakatra any an-danitra, ...
Noho ny nidinan’ny Fanahy Masina, ...

Henoy vavaka izahay ê ! Henoy vavaka izahay e !
Arovy, tantano ny Fiangonana, ...
Herezo hanahaka Ilay endrikao, ...
Tsinjovy mandeha ny vahoakanao, ...
Hiadam-pinaritra hanompo Anao, ...
Arovy ny Papa, ny Eveka rehetra ô, ...
Ary izahay manatrika etoana, ...
Avia tsofy rano ry Tompo Mahery ô

Avia tsofy rano ry Tompo Mahery ô !
Avia hamasino ry Tompo Mahery ô !

Agny Zanahary Andriamanitray ô, avia atreho izahay
Masina Ianao ka iantrao izahay, mangata-tso-drano.
Tompo Jesoa ô, Kristy Zokinay ô, avia atreho izahay
Masina Ianao ka iantrao izahay, mangata-tso-drano.
Ianao Fanahy ô, Andriamanitray ô, avia atreho izahay
Masina Ianao ka iantrao izahay, mangata-tso-drano.
 

Nampiditra admin
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0811