Masina Ianao, ry Tompo
Masina Ianao, ry Tompo, Masina
Feno ny voninahitrao Ny tany sy ny lanitra
Ankalazaina anie
Ilay avy amin'ny anaran'ny Tompo
Masina
Masina Ianao, ry Tompo, Masina
Feno ny voninahitrao Ny tany sy ny lanitra
Ankalazaina anie
Ilay avy amin'ny anaran'ny Tompo
Masina