Momba anao, ry Jesoa Tompo, ny Fanahy

Fiv:

Momba Anao, ry Jesoa Tompo, ny fanahy! (Mt. 3. 15)

1. Ianao no Emanoela
Voahosotra hampanjaka ny  marina

2. ianao no Mpaminany
Nirahina hamonjy ny mahantra

3. Ianao no 'lay mpanompo
Hanolotra ny Aina mba ho sorona

4. Ianao no Zanak'ondry
Hibaby ny otan'ny olombelona

5. Ianao no 'lay Mahery
Manfaka ny Mpino amin'ny tahotra

6. Ka mino Anao 'zahay
Lay zanaky ny Ray tena tiany

7 Omeo anay ny Fanahy
Mah'zanak'Andriamanitra anay.

 

Nampiditra admin
Ankalazao ny Tompo p. 373
Fihirana Vaovao p. 45
Vavaka sy Hira p. 683
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0096