Tompo ô, indro ny haizina

Tompo ô, indro ny haizina
Fa mandrakotra ny lanitrao;
Mangina ny tany;
Efa lasa ny masoandronao mazava
Fa 'zahay zanakao eto akaikinao
Dia miandry izany fiambenanao
Fa ianao no Ray sy Reninay
Ianao no ampinga, toky sy hery
Ka matoky anao 'zahay
Ambeno, Tompo, fa zanakao

Nampiditra admin
Sokajy Vavaka hariva
Vavaka sy Hira p. 562
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1026