Tsaroako e ny vitan'ny Tompo fahiny

Nampiditra: admin
Sokajy: Vavaka hariva,


  • Ankalazao ny Tompo p. "169
  • Vavaka sy Hira p. "539
  • Fihirana Vaovao p. "280
  • Fihirana Dera p. "209

Fiv: Tsaroako e ny vitan'ny Tompo fahiny

1. Raha tra-pahoriana aho, ny Tompo zahako.

2. Fa izy no hany mba afa-mamonjy

3. Ho mandrakizay ve ny hatezeran'ny Tompo?

4. Dia niova tokoa ve izany Tompo tsy foiko?

5. Tsaroako tokoa 'reny taona efa lasa.

6. Tsaroako fa tsisy tsy vitany akory.

7. Matoky tokoa aho, Kristy momba ahy.


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0068 s.] - Hanohana anay