Tsy tsaiky, tsy olobe

Nampiditra: louvamifaly1
Sokajy: Fanolorana,


1-Tsy tsaiky tsy olobe navy ‘zahay mitsangan’eto o
Na lehilahy na manangy, mitondra jalinay jiaby e !

Mba raiso re ry Tompo ô !
Ho sorona madio atolotray
Ka ny mofo anie hanjary ho vatanao
Ny divay e ! hanjary Ranao Masina

2-‘Reo asa lohanay, hafaliana, fijaliana
Mavesatra tokoa, atolotray aminao

3-‘Reto fanatitra nodinirinay
Atolotray anao fa boaka amy zaka vitanao


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0063 s.] - Hanohana anay