Masiñy Ana Zañahary / Masigny Ana Zanahary
Masiñy Ana Zañahary:
Ana Tompon'ny voaary,
Tompon'ny tany sy ny lañitra e ia!
Ie e e e e ia! Tompo ô! Ana no Tompon'ny hery e!
Ie e e e e ia! Masiñy e ia!
Ia he e ia he e e e!
1 Feno ny voninahitrao ô ia!
Ny tany sy ny lañitry e ia!
Hozana añy amin'ny Avo indrindra e ia!
Hozana, hozana amin'ny Avo indrindra e e ia!
2 Hosoavina anie ilay avy e ia!
Ilay avy amin'ny Añaran'ny Tompo ô ô ia
Hozana añy amin'ny Avo indrindra e ia!
Hozana, hozana amin'ny Avo indrindra e e ia!
Ie e e e e ia! (indroa)