Homba antsika mianakavy anie
Nampiditra: Belle
Sokajy:
Fiadanana,
1 Homba antsika mianakavy anie ny fiadanan'i Kristy e! (inefatra)
2 Hampifankatia antsika anie ny fiadanan'i Kristy e! (inefatra)
3 Hanjaka ao am-pontsika anie ny fiadanan'i Kristy e! (inefatra)
Fiadanana, fiadanana, )
Fiadanan'i Kristy ) (indroa)
Fiadanana mandrakizay )