Fiombonana ao amin'ny Eokaristia

Nampiditra: Belle
Sokajy: Tanora,


  • Fihirana Hasina p. "818

1 Fiombonana ao amin'ny Eokaristia,
IK, VK, EKA miara-dia,
Tenin'Adnriamanitra atao fiainana,
Miaraka amy vavaka tsy tapaka.

Mandehàna ianareo,
Mitoria ny Evanjely,
Amin'ny voaary rehetra,
Amy taona tsisy fetra.

2. Aina sy Famonjena ny Fivavahana:
Isika FET apôst
ôly velona,
Mijoro hatrany ho vavolombelona:
Eran'ny vazantany no tanjona.

3. Evanjely no voaloha-laharana,
Hoentina miady amin'ny fakam-panahy,
Masindahy Paoly no atao fitaratra,
Ka izany indrindra no tena hafatra.


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0074 s.] - Hanohana anay