Fa mandrakizay e
Nampiditra: Belle
Sokajy:
Fihobiana,
Fa mandrakizay e ny hatsaram-pon'ny Tompo;
(Fa lalina loatra e)
Fa lalina loatra e ny fitiavany antsika;
(Vonjeo izahay)
Vonjeo izaha e ry Mpamonjy anay.
(Ianao no nanafaka)
Ianao no nanafaka anay tamy ratsy;
(Nijaly sy maty)
Nijaly sy maty e teo ambony hazo;
(Kanefa nitsangana)
Kanefa nitsangana nandresy ny fasana.
(Fa mandrakizay)
Fa mandrakizay e ny hatsaram-pon'ny Tompo. (indroa)