Aleloia, aleloia, derao ny Tenin'ny Tompontsika. (indroa)
Aleloia, aleloia, hobio ny Vaovao mahafaly.
1 Fahazavana ho an'ny lalako,
Faniloben'ny tongotro,
'Zany Teninao, ry Tompo, fiainana.
2 Mamelona aina ny fanahiko,
Tsy ho faty intsony aho,
'Zany teninao, ry Tompo, fiainana;
Fiadanana.