'Zaho mino an'Andriamanitra 'zay nahary 'zao rehetra

Nampiditra: Belle
Sokajy: Fiekem-pinoana,


  • Fihirana Vaovao p. "350
  • Fihirana Hasina p. "750
  • Vavaka sy Hira p. "711

'Zaho mino,
'Zaho mino an'Andriamanitra 'zay nahary 'zao rehetra.
'Zaho mino an'i Jesoa Kristy Tompo
'Zay namonjy ny olon-drehetra.
'Zaho mino ny Fanahy Masina mpankahery ny fanahintsika.
'Zaho mino ny Eglizy Masina.
'Zaho mino ny fitsanganan'ny maty rehetra.
'Zaho mino, 'zaho mino ny fiainana mandrakizay.
 


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0072 s.] - Hanohana anay