Voninahitra ho an'Andriamanitra... Zanaharinay mahery

Nampiditra: Belle
Sokajy: Voninahitra,


  • Karine Dera p. "463
  • Fihirana Hasina p. "747

Voninahitra ho an'Andriamanitra
Any amin'ny avo indrindra
Ary fiadanana ho an'ny olona
Etý ambonin'ny tany.
Zanaharinay e mahery e
Lolohavinay e e
An-tampon'ny loha a! a!


1 Midera anao, mankalaza anao izahay e,
 Mitsaoka anao, mihoby anao izahay;
 Misaotra anao eram-po eran-tsaina e,
 Andriamanitra Mpanjakanay e.

2 Ry Zanak'ondrin'Andriamanitra e,
 Ry Tompo Andriamanitray e:
 Manala ny fahotan'ny olo jiaby e,
 Afaho ny helokay e.

3 Anao zaraiky no anabo indrindra,
 Ry Tompo Andriamanitray;
 Haja ndraiky voninahitra e,
 Ninao jiaby mandrakizay e.
 


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0422 s.] - Hanohana anay