Santatr'ireo izay nodimandry
E, ny Tompo. (1Kor. 15, 1-2)
1 Nanafaka antsika amy loza ho avy e! E, ny Tompo!
Fa izy no Tompon'ireo maty a!
2 Sy Tompon'ny velona eran-tany a!
E, maty izy fa velona indray ô!
3 Isika efa miandry ny famonjena a,
Ambara-piavin'ny Tompontsika.
4 Hitsangana ireo 'zay manaraka azy a,
Ho velona tsy mba ho faty intsony a!