1 Ny voninahitrao, ry Zôzefa, any an-danitra, Mahavariana ny Olomasin-drehetra, Sy itokianay etý ambonin'ny tany: Tahio izahay miankina aminao. Ry mpiaro be fahefana, Matoky anao izahay, Manome anao haja be, Midera anao 'zahay zanakao.