Ny mpanomponao sy ireto vahoaka masina Manolotra aminao, Tompo lehibe indrindra, Ity sorona masina, madio tsy misy pentina Dia ny mofon'ny fiainana ) Sy ny kalisim-pamonjena. ) (indroa)