Mba tsara loatra endrey Ny zavatra rehetra Nataon'i Zanahary Maneraka ny lanitra Namboariny izay ela izay Ho lovanay mandrakizay.