Masina, masina, masina Ny Tompo Andriamanitry ny tafika. Feno ny voninahitrao ny lanitra sy ny tany. Hôzàna any ambony indrindra, hôzàna, hôzàna. Hosoavina anie 'lay avy amin'ny anaran'ny Tompo Hôzàna any ambony indrindra, hôzàna, hôzàna.