Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra
Masina, masina, masina!
1 Ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra.
2 Feno ny voninahitrao re ny tany aman-danitra e.
3 Hôzàna any amin'ny avo indrindra. (Masina)
4 Hosoavina anie 'lay avy amin'ny anaran'ny Tompo.
5 Hôzàna any amin'ny avo indrindra. (Masina)