Manaitra anay, ry Jesoa
1 Manaitra anay, ry Jesoa,
'Ty fanetren-tenanao.
An-tranon'omby ratsy
No indro teraka ianao.
Eny, Jesoa, Zazakely,
Tahio 'zahay
Mba hianatra anao.
2 Herezo re 'zahay
Hahay hanara-dia anao.
Malemy aho, Jesoa,
Tantano tsy handao anao.