1 Mahonena 'zany feo any an-koatra
Miantso anao, ô ry Jesoa be fitia,
Ka mba raiso hiara-paly aminao
Eo anilanao, anio sy doria.
2 Mitaraina 'zany feo any ho any
Miantso anao, ô ry Jesoa be fitia,
Ka mba raiso hiara-paly aminao
Eo anilanao, anio sy doria.