1 Jesoa, Maria, Zôzefa, Raiso ny foko, ny fanahiko, ny aiko. 2 Jesoa, Maria, Zôzefa, Mba vonjeo aho am-piadiana aina farany. 3 Jesoa, Maria, Zôzefa, Te ho faty am-piadanana Ao am-pelatananareo aho.