Indro re, ry Tompo, atolotray anao
Indro re, ry Tompo,
Atolotray anao
Ny vokatra azonay
Etý an-tany etý.
1 Ny mitady vola lava
Dia ho zava-poana ihany
Fa ny fanambinanao, Tompo ô,
No itokianay.
2 Ny miasa sy mamboly
Dia ho tsinontsinona ihany
Fa ny fanambinanao, Tompo ô,
No itokianay.