Hanatona ny ôtelinao
1 Hanatona ny ôtelinao
'Ty 'zaho, ry Tompo.
2 Hanovo hafaliana aminao
Ny foko, ry Tompo.
3 Henoy ny vetso sy antson'
Ny foko, ry Tompo.
4 Hadinoy ny lasa rehetra
Fa ratsy, ry Tompo.
5 Ny fanantenako sy toky:
Ianao, ry Tompo.
6 Ny fanantenako sy vonjy:
Ianao, ry Tompo.